Traducción de los significados del Sagrado Corán - Traducción al malgache - Centro de Rowad At-Taryama

external-link copy
37 : 3

فَتَقَبَّلَهَا رَبُّهَا بِقَبُولٍ حَسَنٖ وَأَنۢبَتَهَا نَبَاتًا حَسَنٗا وَكَفَّلَهَا زَكَرِيَّاۖ كُلَّمَا دَخَلَ عَلَيۡهَا زَكَرِيَّا ٱلۡمِحۡرَابَ وَجَدَ عِندَهَا رِزۡقٗاۖ قَالَ يَٰمَرۡيَمُ أَنَّىٰ لَكِ هَٰذَاۖ قَالَتۡ هُوَ مِنۡ عِندِ ٱللَّهِۖ إِنَّ ٱللَّهَ يَرۡزُقُ مَن يَشَآءُ بِغَيۡرِ حِسَابٍ

Ka neken’ny Tompony izany tamin’ny fanekena mendrika, ary nampitomboiny tsara Izy tamin’ny fitomboana mendrika, ary notendreny ho mpiahy Azy i Zakaria. Isaka ny miditra ao Aminy i Zakaria eo amin’ny Mihrab [43] ,dia mahita sakafo ao Aminy. Niteny izy nanao hoe : “ Ô ry Mariamo ! Avy aiza no nahazahoanao io (sakafo io) ? ”. Niteny Izy nanao hoe : “ Avy amin’i Allah izy ireto ”. Tena marina fa i Allah dia manome anjara tsy tambo isaina ho an’izay sitrany. info
التفاسير: