Traducción de los significados del Sagrado Corán - Traducción al malgache - Centro de Rowad At-Taryama

external-link copy
251 : 2

فَهَزَمُوهُم بِإِذۡنِ ٱللَّهِ وَقَتَلَ دَاوُۥدُ جَالُوتَ وَءَاتَىٰهُ ٱللَّهُ ٱلۡمُلۡكَ وَٱلۡحِكۡمَةَ وَعَلَّمَهُۥ مِمَّا يَشَآءُۗ وَلَوۡلَا دَفۡعُ ٱللَّهِ ٱلنَّاسَ بَعۡضَهُم بِبَعۡضٖ لَّفَسَدَتِ ٱلۡأَرۡضُ وَلَٰكِنَّ ٱللَّهَ ذُو فَضۡلٍ عَلَى ٱلۡعَٰلَمِينَ

Nandresy noho ny herin’i Allah izy ireo, ary matin’i Daoda i Jalota (matin’i Davida i Goliata), ary nomen’i Allah Azy ny fanjakana sy ny fahendrena, ary nampianariny izay rehetra sitrany Izy. Ary raha tsy noho ny fiarovan'i Allah ny olombelona ankilany avy amin'ny alàlan'ny andaniny, dia tena efa simba tanteraka ny tany, nefa Allah no tompom-pahasoavana eto amin’izao tontolo izao. info
التفاسير: