Qurani Kərimin mənaca tərcüməsi - Madaqaskar dilinə tərcümə - "Ruvvad" tərcümə mərkəzi.

external-link copy
78 : 11

وَجَآءَهُۥ قَوۡمُهُۥ يُهۡرَعُونَ إِلَيۡهِ وَمِن قَبۡلُ كَانُواْ يَعۡمَلُونَ ٱلسَّيِّـَٔاتِۚ قَالَ يَٰقَوۡمِ هَٰٓؤُلَآءِ بَنَاتِي هُنَّ أَطۡهَرُ لَكُمۡۖ فَٱتَّقُواْ ٱللَّهَ وَلَا تُخۡزُونِ فِي ضَيۡفِيٓۖ أَلَيۡسَ مِنكُمۡ رَجُلٞ رَّشِيدٞ

Fa ireo vahoakany kosa, dia tonga nihazakazaka nanatona Azy. Ary teo aloha dia nanao asa ratsy izy ireo. Niteny Izy (Lota) ka nanao hoe: “ Oh ry vahoakako ! ireto ny zanako vavy : Madio tokoa izy ireo ho Anareo. Ka matahora an’i Allah àry Ianareo, ary aza manala-baraka Ahy amin’ireto vahiniko Ianareo. Moa ve tsy mba misy lehilahy misaina eto Aminareo ? ” info
التفاسير: