የቅዱስ ቁርዓን ይዘት ትርጉም - የማላጋስኛ ትርጉም - ሩዋድ የትርጉም ማዕከል

external-link copy
38 : 5

وَٱلسَّارِقُ وَٱلسَّارِقَةُ فَٱقۡطَعُوٓاْ أَيۡدِيَهُمَا جَزَآءَۢ بِمَا كَسَبَا نَكَٰلٗا مِّنَ ٱللَّهِۗ وَٱللَّهُ عَزِيزٌ حَكِيمٞ

Ary ny mpangalatra lahy sy ny mpangalatra vavy dia tapahinareo ny tànan'izy ireo mba ho valin’asa nataon’izy roa sy famaizana avy amin’i Allah. Ary i Allah dia Tsitoha sy be Fahendrena. info
التفاسير: