የቅዱስ ቁርዓን ይዘት ትርጉም - የማላጋስኛ ትርጉም - ሩዋድ የትርጉም ማዕከል

external-link copy
120 : 5

لِلَّهِ مُلۡكُ ٱلسَّمَٰوَٰتِ وَٱلۡأَرۡضِ وَمَا فِيهِنَّۚ وَهُوَ عَلَىٰ كُلِّ شَيۡءٖ قَدِيرُۢ

An’I Allah irery ihany ny fanjakana any amin’ireo lanitra sy ny tany sy izay rehetra ao aminy. Ary Izy no Mahefa ny zava-drehetra. info
التفاسير: