የቅዱስ ቁርዓን ይዘት ትርጉም - የማላጋስኛ ትርጉም - ሩዋድ የትርጉም ማዕከል

external-link copy
12 : 5

۞ وَلَقَدۡ أَخَذَ ٱللَّهُ مِيثَٰقَ بَنِيٓ إِسۡرَٰٓءِيلَ وَبَعَثۡنَا مِنۡهُمُ ٱثۡنَيۡ عَشَرَ نَقِيبٗاۖ وَقَالَ ٱللَّهُ إِنِّي مَعَكُمۡۖ لَئِنۡ أَقَمۡتُمُ ٱلصَّلَوٰةَ وَءَاتَيۡتُمُ ٱلزَّكَوٰةَ وَءَامَنتُم بِرُسُلِي وَعَزَّرۡتُمُوهُمۡ وَأَقۡرَضۡتُمُ ٱللَّهَ قَرۡضًا حَسَنٗا لَّأُكَفِّرَنَّ عَنكُمۡ سَيِّـَٔاتِكُمۡ وَلَأُدۡخِلَنَّكُمۡ جَنَّٰتٖ تَجۡرِي مِن تَحۡتِهَا ٱلۡأَنۡهَٰرُۚ فَمَن كَفَرَ بَعۡدَ ذَٰلِكَ مِنكُمۡ فَقَدۡ ضَلَّ سَوَآءَ ٱلسَّبِيلِ

Ary tena marina fa noraisin’I Allah ny fanekena tamin’ireo zanak’Israely. Ary notendrenay ny tale roambinifolo avy tamin’izy ireo, ary niteny I Allah hoe: “Izaho dia miaraka aminareo hatrany, raha toa ka manangana ny fivavahana ara-dalàna sy mamoaka ny fanomezana an-tsitram-po ianareo, ary mino ireo Iraka sy manampy azy ireo, sy mampindrana an’I Allah ny fampindramana tsara, dia tena hofafako tokoa ireo asa ratsy vitanareo ary hampidiriko ianareo ao anatin’ireo zaridaina izay misy renirano maro mikoriana ao ambaniny. Ary izay tsy nino aorian’izany aminareo dia efa tena very niala amin’ny lalana mahitsy. info
التفاسير: