የቅዱስ ቁርዓን ይዘት ትርጉም - የማላጋስኛ ትርጉም - ሩዋድ የትርጉም ማዕከል

external-link copy
117 : 5

مَا قُلۡتُ لَهُمۡ إِلَّا مَآ أَمَرۡتَنِي بِهِۦٓ أَنِ ٱعۡبُدُواْ ٱللَّهَ رَبِّي وَرَبَّكُمۡۚ وَكُنتُ عَلَيۡهِمۡ شَهِيدٗا مَّا دُمۡتُ فِيهِمۡۖ فَلَمَّا تَوَفَّيۡتَنِي كُنتَ أَنتَ ٱلرَّقِيبَ عَلَيۡهِمۡۚ وَأَنتَ عَلَىٰ كُلِّ شَيۡءٖ شَهِيدٌ

Tsy niteny tamin’izy ireo aho afa-tsy izay nandidianao ahy hoe : “Tompoinareo I Allah Tompoko sy Tomponareo”. Ary izaho no vavolombelona tamin’izy ireo fony mbola teo amin’izy ireo aho. Fa rehefa nalainao kosa aho dia Ianao no Ilay Mpanara-maso azy ireo. Ary Ianao no Vavolombelona amin’ny zava-drehetra. info
التفاسير: