የቅዱስ ቁርዓን ይዘት ትርጉም - የማላጋስኛ ትርጉም - ሩዋድ የትርጉም ማዕከል

external-link copy
114 : 5

قَالَ عِيسَى ٱبۡنُ مَرۡيَمَ ٱللَّهُمَّ رَبَّنَآ أَنزِلۡ عَلَيۡنَا مَآئِدَةٗ مِّنَ ٱلسَّمَآءِ تَكُونُ لَنَا عِيدٗا لِّأَوَّلِنَا وَءَاخِرِنَا وَءَايَةٗ مِّنكَۖ وَٱرۡزُقۡنَا وَأَنتَ خَيۡرُ ٱلرَّٰزِقِينَ

Niteny i Jesoa zanak’i Maria nanao hoe : “Oh ry Allah Tomponay ! Ampidino aminay ny latabatra feno sakafo avy any an-danitra mba ho fety ho anay, ka ho an’ny voalohany aminay sy ho an’ny farany, ary ho fanambarana avy Aminao. Ary omeo anjara sakafo izahay, fa Ianao no mendrika indrindra amin’ireo mpanome anjara”. info
التفاسير: