የቅዱስ ቁርዓን ይዘት ትርጉም - የማላጋስኛ ትርጉም - ሩዋድ የትርጉም ማዕከል

external-link copy
179 : 3

مَّا كَانَ ٱللَّهُ لِيَذَرَ ٱلۡمُؤۡمِنِينَ عَلَىٰ مَآ أَنتُمۡ عَلَيۡهِ حَتَّىٰ يَمِيزَ ٱلۡخَبِيثَ مِنَ ٱلطَّيِّبِۗ وَمَا كَانَ ٱللَّهُ لِيُطۡلِعَكُمۡ عَلَى ٱلۡغَيۡبِ وَلَٰكِنَّ ٱللَّهَ يَجۡتَبِي مِن رُّسُلِهِۦ مَن يَشَآءُۖ فَـَٔامِنُواْ بِٱللَّهِ وَرُسُلِهِۦۚ وَإِن تُؤۡمِنُواْ وَتَتَّقُواْ فَلَكُمۡ أَجۡرٌ عَظِيمٞ

Allah dia tsy hamela ireo mpino, eo amin’ny toerana misy Anareo amin’izao, mandra-panavahany ny ratsy amin’ny tsara. Ary i Allah dia tsy hampiseho Aminareo izay miafina. Ka nefa i Allah dia mitady amin’ireo Irany izay sitrany. Minoa àry an’i Allah sy ireo Irany Ianareo. Fa raha mino Ianareo sy manam-patahorana, dia ho Anareo ny valisoa lehibe. info
التفاسير: