የቅዱስ ቁርዓን ይዘት ትርጉም - የማላጋስኛ ትርጉም - ሩዋድ የትርጉም ማዕከል

external-link copy
75 : 2

۞ أَفَتَطۡمَعُونَ أَن يُؤۡمِنُواْ لَكُمۡ وَقَدۡ كَانَ فَرِيقٞ مِّنۡهُمۡ يَسۡمَعُونَ كَلَٰمَ ٱللَّهِ ثُمَّ يُحَرِّفُونَهُۥ مِنۢ بَعۡدِ مَا عَقَلُوهُ وَهُمۡ يَعۡلَمُونَ

Manantena ve ianareo fa hino anareo izy ireo ? Nefa efa nisy andian'olona tamin'izy ireo no naheno ny tenin'i Allah, kanefa novan'izy ireo avy teo ny hevitr'izany taorian'ny fahazoan'izy ireo tsara ny dikany, ary fantatr'izy ireo izany. info
التفاسير: