የቅዱስ ቁርዓን ይዘት ትርጉም - የማላጋስኛ ትርጉም - ሩዋድ የትርጉም ማዕከል

external-link copy
42 : 2

وَلَا تَلۡبِسُواْ ٱلۡحَقَّ بِٱلۡبَٰطِلِ وَتَكۡتُمُواْ ٱلۡحَقَّ وَأَنتُمۡ تَعۡلَمُونَ

Ary aoka mba aza saromanareo fahadisoana ny fahamarinana ary aza afeninareo ihany koa ny marina, eo anatrehan'ny fahafantaranareo an' izany rehetra izany. info
التفاسير: