የቅዱስ ቁርዓን ይዘት ትርጉም - የማላጋስኛ ትርጉም - ሩዋድ የትርጉም ማዕከል

external-link copy
266 : 2

أَيَوَدُّ أَحَدُكُمۡ أَن تَكُونَ لَهُۥ جَنَّةٞ مِّن نَّخِيلٖ وَأَعۡنَابٖ تَجۡرِي مِن تَحۡتِهَا ٱلۡأَنۡهَٰرُ لَهُۥ فِيهَا مِن كُلِّ ٱلثَّمَرَٰتِ وَأَصَابَهُ ٱلۡكِبَرُ وَلَهُۥ ذُرِّيَّةٞ ضُعَفَآءُ فَأَصَابَهَآ إِعۡصَارٞ فِيهِ نَارٞ فَٱحۡتَرَقَتۡۗ كَذَٰلِكَ يُبَيِّنُ ٱللَّهُ لَكُمُ ٱلۡأٓيَٰتِ لَعَلَّكُمۡ تَتَفَكَّرُونَ

Fanirian’ny tsirairay aminareo va ny hanana tanimboly misy antrendry sy voaloboka? ikorianan’ireo renirano isankarazany avy eo ambaniny, ka azy daholo ireo voankazo rehetra ao, taty aoriana dia tonga taminy ny fahanterana, nefa mbola kely ireo zanany, tamin’izay, dia namely ny tanimboly ny tadio mitondra afo, ka dia kila forehitra izany. Toy izany no hanazavan’Allah aminareo ireo porofo famantarana, mba hieritreretanareo. info
التفاسير: