የቅዱስ ቁርዓን ይዘት ትርጉም - የማላጋስኛ ትርጉም - ሩዋድ የትርጉም ማዕከል

external-link copy
109 : 2

وَدَّ كَثِيرٞ مِّنۡ أَهۡلِ ٱلۡكِتَٰبِ لَوۡ يَرُدُّونَكُم مِّنۢ بَعۡدِ إِيمَٰنِكُمۡ كُفَّارًا حَسَدٗا مِّنۡ عِندِ أَنفُسِهِم مِّنۢ بَعۡدِ مَا تَبَيَّنَ لَهُمُ ٱلۡحَقُّۖ فَٱعۡفُواْ وَٱصۡفَحُواْ حَتَّىٰ يَأۡتِيَ ٱللَّهُ بِأَمۡرِهِۦٓۗ إِنَّ ٱللَّهَ عَلَىٰ كُلِّ شَيۡءٖ قَدِيرٞ

Maro amin’ireo olon’ny boky no maniry ny hampiverina anareo amin’ny tsy finoana taorian’ny nanananareo Finoana. Fialonana avy amin’izy ireo izany! Taorian’ny nampiharihary ny fahamarinana teo imason’izy ireo. Koa mamelà sy mandefera ianareo mandra-pahatongan’ny baiko avy amin’Allah. Satria Allah no Mahefa ny zavatra rehetra. info
التفاسير: