የቅዱስ ቁርዓን ይዘት ትርጉም - የማላጋስኛ ትርጉም - ሩዋድ የትርጉም ማዕከል

external-link copy
24 : 18

إِلَّآ أَن يَشَآءَ ٱللَّهُۚ وَٱذۡكُر رَّبَّكَ إِذَا نَسِيتَ وَقُلۡ عَسَىٰٓ أَن يَهۡدِيَنِ رَبِّي لِأَقۡرَبَ مِنۡ هَٰذَا رَشَدٗا

Afa-tsy (ampiana teny) hoe : “Raha sitrak'Allah - Insha Allah!” Ary tsarovy ny Tomponao raha nanadino ianao ary mitenena hoe : “Angamba ny Tompoko hitari-dàlana ahy ho amin’izay akaiky ny marina kokoa noho izao.” info
التفاسير: