የቅዱስ ቁርዓን ይዘት ትርጉም - የማላጋስኛ ትርጉም - ሩዋድ የትርጉም ማዕከል

external-link copy
22 : 18

سَيَقُولُونَ ثَلَٰثَةٞ رَّابِعُهُمۡ كَلۡبُهُمۡ وَيَقُولُونَ خَمۡسَةٞ سَادِسُهُمۡ كَلۡبُهُمۡ رَجۡمَۢا بِٱلۡغَيۡبِۖ وَيَقُولُونَ سَبۡعَةٞ وَثَامِنُهُمۡ كَلۡبُهُمۡۚ قُل رَّبِّيٓ أَعۡلَمُ بِعِدَّتِهِم مَّا يَعۡلَمُهُمۡ إِلَّا قَلِيلٞۗ فَلَا تُمَارِ فِيهِمۡ إِلَّا مِرَآءٗ ظَٰهِرٗا وَلَا تَسۡتَفۡتِ فِيهِم مِّنۡهُمۡ أَحَدٗا

Hiteny izy ireo hanao hoe : “Telo izy ireo, ny alikany no faha efany”. Ary hiteny ny sasany hanao hoe : “Dimy izy ireo, ny alikany no faha eniny”, vinavina momba ny zava-miafina fotsiny. Ary mbola hiteny koa ny hafa hanao hoe : “Fito izy ireo ary ny alikany no faha valony”. Teneno hoe : “Ny Tompoko ihany no tena mahafantatra ny isan’izy ireo. Tsy misy mahafantatra azy ireo afa-tsy ny vitsy an'isa ihany”. Koa aza miady hevitra ny momba azy ireo ianao, raha tsy ady hevitra amin’ny endrika ivelany ihany ary aza manontany na iza na iza amin’izy ireo momba azy ireo (olon’ny lava-bato) ianao. info
التفاسير: