የቅዱስ ቁርዓን ይዘት ትርጉም - የማላጋስኛ ትርጉም - ሩዋድ የትርጉም ማዕከል

external-link copy
113 : 11

وَلَا تَرۡكَنُوٓاْ إِلَى ٱلَّذِينَ ظَلَمُواْ فَتَمَسَّكُمُ ٱلنَّارُ وَمَا لَكُم مِّن دُونِ ٱللَّهِ مِنۡ أَوۡلِيَآءَ ثُمَّ لَا تُنصَرُونَ

Ary aoka tsy hirona amin’ireo mpanao ny tsy rariny Ianareo : Raha tsy izany dia ho azon’ny Afo koa Ianareo. Satria tsy manana mpiahy ankoatr'i Allah Ianareo. Ka tsy ho voavonjy Ianareo. info
التفاسير: