Қуръони Карим маъноларининг таржимаси - Малагасийча таржима

external-link copy
52 : 9

قُلۡ هَلۡ تَرَبَّصُونَ بِنَآ إِلَّآ إِحۡدَى ٱلۡحُسۡنَيَيۡنِۖ وَنَحۡنُ نَتَرَبَّصُ بِكُمۡ أَن يُصِيبَكُمُ ٱللَّهُ بِعَذَابٖ مِّنۡ عِندِهِۦٓ أَوۡ بِأَيۡدِينَاۖ فَتَرَبَّصُوٓاْ إِنَّا مَعَكُم مُّتَرَبِّصُونَ

Teneno hoe : " Inona no andrasanareo Aminay, afa-tsy ny iray amin’ireto zava-tsoa roa ireto (fandresena, maty martiora) ? fa izahay kosa miandry ny handefasan’i Allah sazy ho Anareo, avy Aminy na avy amin’ny tànanay ka andraso àry, fa Izahay koa mba miandry miaraka Aminareo ”. info
التفاسير: