Қуръони Карим маъноларининг таржимаси - Малагасийча таржима

external-link copy
101 : 9

وَمِمَّنۡ حَوۡلَكُم مِّنَ ٱلۡأَعۡرَابِ مُنَٰفِقُونَۖ وَمِنۡ أَهۡلِ ٱلۡمَدِينَةِ مَرَدُواْ عَلَى ٱلنِّفَاقِ لَا تَعۡلَمُهُمۡۖ نَحۡنُ نَعۡلَمُهُمۡۚ سَنُعَذِّبُهُم مَّرَّتَيۡنِ ثُمَّ يُرَدُّونَ إِلَىٰ عَذَابٍ عَظِيمٖ

Ary misy amin’ireo Arabo mpifindra-monina izay manodidina Anareo no mpihatsaravelatsihy ary misy ihany koa amin’ireo vahoakan’ny Madina, mifikitra amin’ny fiatsaram-belatsihy izy ireo. Tsy mahafantatra azy ireo Ianao, fa Izahay kosa dia mahafantatra azy ireo. Ho sazinay in-droa izy ireo, avy eo dia havarina ao amin’ny sazy lehibe. info
التفاسير: