Қуръони Карим маъноларининг таржимаси - Малагасийча таржима

external-link copy
100 : 9

وَٱلسَّٰبِقُونَ ٱلۡأَوَّلُونَ مِنَ ٱلۡمُهَٰجِرِينَ وَٱلۡأَنصَارِ وَٱلَّذِينَ ٱتَّبَعُوهُم بِإِحۡسَٰنٖ رَّضِيَ ٱللَّهُ عَنۡهُمۡ وَرَضُواْ عَنۡهُ وَأَعَدَّ لَهُمۡ جَنَّٰتٖ تَجۡرِي تَحۡتَهَا ٱلۡأَنۡهَٰرُ خَٰلِدِينَ فِيهَآ أَبَدٗاۚ ذَٰلِكَ ٱلۡفَوۡزُ ٱلۡعَظِيمُ

Ireo mpino voalohany nialoha làlana tamin’ireo mpifindra-monina sy ny mpanampy (tompon-tany ao Madina) ary ireo izay nanaraka azy ireo tamin’ny fitondran-tena tsara, dia nankasitraka azy ireo Allah ary izy ireo dia nankasitraka Azy ihany koa. Ary Allah dia nanomana ho azy ireo, ireo zaridaina misy renirano maro mikoriana ao ambaniny, hitoetra ao mandrakizay doria izy ireo. Izany no fahombiazana lehibe indrindra. info
التفاسير: