Қуръони Карим маъноларининг таржимаси - Малагасийча таржима

Бет рақами:close

external-link copy
12 : 60

يَٰٓأَيُّهَا ٱلنَّبِيُّ إِذَا جَآءَكَ ٱلۡمُؤۡمِنَٰتُ يُبَايِعۡنَكَ عَلَىٰٓ أَن لَّا يُشۡرِكۡنَ بِٱللَّهِ شَيۡـٔٗا وَلَا يَسۡرِقۡنَ وَلَا يَزۡنِينَ وَلَا يَقۡتُلۡنَ أَوۡلَٰدَهُنَّ وَلَا يَأۡتِينَ بِبُهۡتَٰنٖ يَفۡتَرِينَهُۥ بَيۡنَ أَيۡدِيهِنَّ وَأَرۡجُلِهِنَّ وَلَا يَعۡصِينَكَ فِي مَعۡرُوفٖ فَبَايِعۡهُنَّ وَٱسۡتَغۡفِرۡ لَهُنَّ ٱللَّهَۚ إِنَّ ٱللَّهَ غَفُورٞ رَّحِيمٞ

Ry mpaminany ! Rehefa avy nanao fanekem-pankatoavana taminao ireo vehivavy mpino, sady nianiana, fa tsy hampitambatra an'I Allah amin'ny hafa velively, ary tsy hangalatra, tsy hijangajanga, tsy hamono ny zanany, tsy hanao ratsy mihitsy, na amin'ny tanany, na amin'ny tongony, ary tsy handà ny fankatoavana anao amin'ny tsara, dia raiso ny fanekem-pankatoavana ataon'izy ireo, ary mangataha famelan-keloka amin'Allah ho azy ireo ianao. Fa mpamela heloka sy be indrafo tokoa Allah. info
التفاسير:

external-link copy
13 : 60

يَٰٓأَيُّهَا ٱلَّذِينَ ءَامَنُواْ لَا تَتَوَلَّوۡاْ قَوۡمًا غَضِبَ ٱللَّهُ عَلَيۡهِمۡ قَدۡ يَئِسُواْ مِنَ ٱلۡأٓخِرَةِ كَمَا يَئِسَ ٱلۡكُفَّارُ مِنۡ أَصۡحَٰبِ ٱلۡقُبُورِ

Ianareo mpino ! Aoka ianareo tsy haka namana ireo olona nahatezitra an’i Allah, sady tsy manantena ny any ankoatra, tahaka ny tsy hanantenan’ireo tsy mpino ny olon’ny fasana. info
التفاسير: