Қуръони Карим маъноларининг таржимаси - Малагасийча таржима

external-link copy
44 : 5

إِنَّآ أَنزَلۡنَا ٱلتَّوۡرَىٰةَ فِيهَا هُدٗى وَنُورٞۚ يَحۡكُمُ بِهَا ٱلنَّبِيُّونَ ٱلَّذِينَ أَسۡلَمُواْ لِلَّذِينَ هَادُواْ وَٱلرَّبَّٰنِيُّونَ وَٱلۡأَحۡبَارُ بِمَا ٱسۡتُحۡفِظُواْ مِن كِتَٰبِ ٱللَّهِ وَكَانُواْ عَلَيۡهِ شُهَدَآءَۚ فَلَا تَخۡشَوُاْ ٱلنَّاسَ وَٱخۡشَوۡنِ وَلَا تَشۡتَرُواْ بِـَٔايَٰتِي ثَمَنٗا قَلِيلٗاۚ وَمَن لَّمۡ يَحۡكُم بِمَآ أَنزَلَ ٱللَّهُ فَأُوْلَٰٓئِكَ هُمُ ٱلۡكَٰفِرُونَ

Ary hamafisina, fa Izahay no nampidina ny Taoraty izay mirakitra tari-dàlana sy fahazavana. Nampiasa azy teo amin'ny fitsarany ireo Mpaminany izay nanolo-tena ho an'i Allah, toy izany koa ireo mpitondra fivavahana, ary ireo mpanora-dalàna tamin'ny raharahan'ireo Jiosy, satria izy ireo no nanankinana ny fitahirizana Ilay Bokin'i Allah, ka vavolombelona ny amin'izany. Koa aoka ianao tsy hatahotra ireo vahoaka ireo, fa Izaho irery no hatahory. Ary aza mivarotra ny pirofo famantarana Ahy amin'ny zavatra mora vidy ianareo. Fa ireo izay tsy mitsara araka izay nampidinan'i Allah, dia izy ireny indrindra no tsy mpino. info
التفاسير: