Қуръони Карим маъноларининг таржимаси - Малагасийча таржима

external-link copy
96 : 3

إِنَّ أَوَّلَ بَيۡتٖ وُضِعَ لِلنَّاسِ لَلَّذِي بِبَكَّةَ مُبَارَكٗا وَهُدٗى لِّلۡعَٰلَمِينَ

Tena marina fa ny trano naorina voalohany indrindra ho an’ny Olombelona, dia izay ao Bakka [54] (Makka) feno fahasoavana sy tari-dàlana ho an’izao tontolo izao. info
التفاسير: