Қуръони Карим маъноларининг таржимаси - Малагасийча таржима

external-link copy
41 : 2

وَءَامِنُواْ بِمَآ أَنزَلۡتُ مُصَدِّقٗا لِّمَا مَعَكُمۡ وَلَا تَكُونُوٓاْ أَوَّلَ كَافِرِۭ بِهِۦۖ وَلَا تَشۡتَرُواْ بِـَٔايَٰتِي ثَمَنٗا قَلِيلٗا وَإِيَّٰيَ فَٱتَّقُونِ

Ary aoka ianareo mba hino an'izay rehetraa nampidiniko,izay manamarina ny efa eo am-pelatananareo avokoa izany; ary aoka tsy ianareo no voalohany hitsipaka izany. Ary aza atakalonareo vidiny harena kely dia kely ny fanambarako; ary aoka Izaho irery ihany no hanananareo fahatahorana. info
التفاسير: