Қуръони Карим маъноларининг таржимаси - Малагасийча таржима

external-link copy
257 : 2

ٱللَّهُ وَلِيُّ ٱلَّذِينَ ءَامَنُواْ يُخۡرِجُهُم مِّنَ ٱلظُّلُمَٰتِ إِلَى ٱلنُّورِۖ وَٱلَّذِينَ كَفَرُوٓاْ أَوۡلِيَآؤُهُمُ ٱلطَّٰغُوتُ يُخۡرِجُونَهُم مِّنَ ٱلنُّورِ إِلَى ٱلظُّلُمَٰتِۗ أُوْلَٰٓئِكَ أَصۡحَٰبُ ٱلنَّارِۖ هُمۡ فِيهَا خَٰلِدُونَ

Allah no Mpiahy ireo izay nino, manala azy ireo avy ao amin’ny haizina mankany amin’ny hazavana Izy. Ary ireo izay tsy nino kosa, ny mpiahy azy ireo dia sampy, manala azy ireo avy ao amin’ny hazavana mankany amin’ny haizina. ka izy ireny no olon’Afobe, ka hitoetra ao mandrakizay. info
التفاسير: