Қуръони Карим маъноларининг таржимаси - Малагасийча таржима

external-link copy
204 : 2

وَمِنَ ٱلنَّاسِ مَن يُعۡجِبُكَ قَوۡلُهُۥ فِي ٱلۡحَيَوٰةِ ٱلدُّنۡيَا وَيُشۡهِدُ ٱللَّهَ عَلَىٰ مَا فِي قَلۡبِهِۦ وَهُوَ أَلَدُّ ٱلۡخِصَامِ

Ary misy amin’ny olona no mahasarika anao ny fiteniny mahakasika ny fiainana an-tany, ary mbola mandray an’Allah ho vavolombelona amin’izay ao am-pony izy, kanefa izy indrindra no masiaka lian’ady. info
التفاسير: