Қуръони Карим маъноларининг таржимаси - Малагасийча таржима

Al-kaosar

external-link copy
1 : 108

إِنَّآ أَعۡطَيۡنَٰكَ ٱلۡكَوۡثَرَ

Tena marina tokoa fa nomeko anao ny fahasoavana sesehena. info
التفاسير:

external-link copy
2 : 108

فَصَلِّ لِرَبِّكَ وَٱنۡحَرۡ

Koa mivavaha amin'ny Tomponao ary manolora sorona ho Azy. info
التفاسير:

external-link copy
3 : 108

إِنَّ شَانِئَكَ هُوَ ٱلۡأَبۡتَرُ

Fa izay mankahala anao, dia izy no ho lany tamingana tsy hanan-taranaka . info
التفاسير: