قرآن کریم کے معانی کا ترجمہ - ملاگاسی ترجمہ - مرکز رواد الترجمہ

external-link copy
113 : 9

مَا كَانَ لِلنَّبِيِّ وَٱلَّذِينَ ءَامَنُوٓاْ أَن يَسۡتَغۡفِرُواْ لِلۡمُشۡرِكِينَ وَلَوۡ كَانُوٓاْ أُوْلِي قُرۡبَىٰ مِنۢ بَعۡدِ مَا تَبَيَّنَ لَهُمۡ أَنَّهُمۡ أَصۡحَٰبُ ٱلۡجَحِيمِ

Tsy anjaran’ny Mpaminany sy ireo izay nino ny mangataka famelan-keloka ho an’ireo tsy mpino. Eny, na dia havany akaiky aza izy ireo, taorian’ny porofo miharihary tamin’izy ireo fa tena Olon’ny Afobe tokoa izy ireny. info
التفاسير: