قرآن کریم کے معانی کا ترجمہ - ملاگاسی ترجمہ - مرکز رواد الترجمہ

external-link copy
7 : 5

وَٱذۡكُرُواْ نِعۡمَةَ ٱللَّهِ عَلَيۡكُمۡ وَمِيثَٰقَهُ ٱلَّذِي وَاثَقَكُم بِهِۦٓ إِذۡ قُلۡتُمۡ سَمِعۡنَا وَأَطَعۡنَاۖ وَٱتَّقُواْ ٱللَّهَۚ إِنَّ ٱللَّهَ عَلِيمُۢ بِذَاتِ ٱلصُّدُورِ

Ary tsarovinareo ny fahasoavan’I Allah aminareo sy ny fifanekeny izay nankatoavinareo, rehefa niteny ianareo hoe: “Henonay sy ankatoavinay izany”; ka matahora an’I Allah ianareo. Tena marina fa I Allah dia mahalala tanteraka ny ao am-ponareo. info
التفاسير: