قرآن کریم کے معانی کا ترجمہ - ملاگاسی ترجمہ - مرکز رواد الترجمہ

external-link copy
101 : 3

وَكَيۡفَ تَكۡفُرُونَ وَأَنتُمۡ تُتۡلَىٰ عَلَيۡكُمۡ ءَايَٰتُ ٱللَّهِ وَفِيكُمۡ رَسُولُهُۥۗ وَمَن يَعۡتَصِم بِٱللَّهِ فَقَدۡ هُدِيَ إِلَىٰ صِرَٰطٖ مُّسۡتَقِيمٖ

Ary ahoana Ianareo no tsy mino ka nefa ianareo indrindra no amakiana ireo fanambaran’i Allah, ary eo Aminareo lalandava ny Irany ? Ary izay mifikitra mafy amin’i Allah dia efa voahitsy amin’ny làlana mahitsy. info
التفاسير: