قرآن کریم کے معانی کا ترجمہ - ملاگاسی ترجمہ - مرکز رواد الترجمہ

external-link copy
265 : 2

وَمَثَلُ ٱلَّذِينَ يُنفِقُونَ أَمۡوَٰلَهُمُ ٱبۡتِغَآءَ مَرۡضَاتِ ٱللَّهِ وَتَثۡبِيتٗا مِّنۡ أَنفُسِهِمۡ كَمَثَلِ جَنَّةِۭ بِرَبۡوَةٍ أَصَابَهَا وَابِلٞ فَـَٔاتَتۡ أُكُلَهَا ضِعۡفَيۡنِ فَإِن لَّمۡ يُصِبۡهَا وَابِلٞ فَطَلّٞۗ وَٱللَّهُ بِمَا تَعۡمَلُونَ بَصِيرٌ

Ary ireo izay mahafoy ny fananany tao anaty ny fikatsahana ny hafalian’Allah, sy fanamafisan’orina ny fanahin’izy ireo, dia sahala amin’ny tanimboly eny amin’ny tany avo. Ka rehefa nirotsaka taminy ny oram-baratra, dia vao mainka nampitombo ny vokatra teo aminy avo roa heny izany; fa raha tsy nanondraka azy kosa ny oram-baratra, dia ho avy ny andon’ny maraina. Fa hitan’Allah avokoa izay rehetra ataonareo. info
التفاسير: