قرآن کریم کے معانی کا ترجمہ - ملاگاسی ترجمہ - مرکز رواد الترجمہ

external-link copy
107 : 2

أَلَمۡ تَعۡلَمۡ أَنَّ ٱللَّهَ لَهُۥ مُلۡكُ ٱلسَّمَٰوَٰتِ وَٱلۡأَرۡضِۗ وَمَا لَكُم مِّن دُونِ ٱللَّهِ مِن وَلِيّٖ وَلَا نَصِيرٍ

Tsy efa fantatrao ve fa Allah tokoa no tompon'ny fanjakan'ireo lanitra sy ny tany; ary tsy manana mpiahy na mpamonjy hafa ianareo ankoatran'i Allah ? info
التفاسير: