قرآن کریم کے معانی کا ترجمہ - ملاگاسی ترجمہ - مرکز رواد الترجمہ

external-link copy
29 : 16

فَٱدۡخُلُوٓاْ أَبۡوَٰبَ جَهَنَّمَ خَٰلِدِينَ فِيهَاۖ فَلَبِئۡسَ مَثۡوَى ٱلۡمُتَكَبِّرِينَ

Koa midira àry Ianareo amin’ny varavaran’ny Afobe, izay hitoeranareo mandrakizay ao Aminy. Tena ratsy tokoa ny toeran’ireo mpanambony tena ! info
التفاسير: