قرآن کریم کے معانی کا ترجمہ - ملاگاسی ترجمہ - مرکز رواد الترجمہ

external-link copy
12 : 11

فَلَعَلَّكَ تَارِكُۢ بَعۡضَ مَا يُوحَىٰٓ إِلَيۡكَ وَضَآئِقُۢ بِهِۦ صَدۡرُكَ أَن يَقُولُواْ لَوۡلَآ أُنزِلَ عَلَيۡهِ كَنزٌ أَوۡ جَآءَ مَعَهُۥ مَلَكٌۚ إِنَّمَآ أَنتَ نَذِيرٞۚ وَٱللَّهُ عَلَىٰ كُلِّ شَيۡءٖ وَكِيلٌ

Angamba Ianao hamela ny ampahany amin’ny fanambarana izay nalefanay taminao, ary ahatsapa tery ny tratranao noho izany. Satria hiteny izy ireo hanao hoe : ” Nahoana tsy harena sarobidy no nampidinina taminy ? ” na koa : " Nahoana no tsy tonga niaraka taminy ny Anjely ? ” tena marina fa Ianao dia mpampitandrina ihany, ary i Allah no Mpandrindra ny zava-drehetra. info
التفاسير: