قۇرئان كەرىم مەنىلىرىنىڭ تەرجىمىسى - مالاغاشىيىچە تەرجىمىسى - رۇۋۋاد تەرجىمە مەركىزى

external-link copy
43 : 7

وَنَزَعۡنَا مَا فِي صُدُورِهِم مِّنۡ غِلّٖ تَجۡرِي مِن تَحۡتِهِمُ ٱلۡأَنۡهَٰرُۖ وَقَالُواْ ٱلۡحَمۡدُ لِلَّهِ ٱلَّذِي هَدَىٰنَا لِهَٰذَا وَمَا كُنَّا لِنَهۡتَدِيَ لَوۡلَآ أَنۡ هَدَىٰنَا ٱللَّهُۖ لَقَدۡ جَآءَتۡ رُسُلُ رَبِّنَا بِٱلۡحَقِّۖ وَنُودُوٓاْ أَن تِلۡكُمُ ٱلۡجَنَّةُ أُورِثۡتُمُوهَا بِمَا كُنتُمۡ تَعۡمَلُونَ

Ary hesorinay ny lolom-po rehetra izay misy ao am-pon’izy ireo, ary mikoriana eo ambanin’izy ireo ireo renirano, ka hiteny izy ireo manao hoe : “Dera ho an’I Allah izay nitari-dàlana anay tamin’ity (toerana ity). Ary tsy mba nahatari-dàlana ny tenanay izahay, raha tsy I Allah no nitari-dàlana anay. Tena tonga tokoa ireo iraky ny Tomponay miaraka amin’ny fahamarinana”. Ary hambara amin’izy ireo hoe : “Ity Paradisa ity dia nampandovana anareo nohon'ny asa izay nataonareo”. info
التفاسير: