قۇرئان كەرىم مەنىلىرىنىڭ تەرجىمىسى - مالاغاشىيىچە تەرجىمىسى - رۇۋۋاد تەرجىمە مەركىزى

external-link copy
130 : 7

وَلَقَدۡ أَخَذۡنَآ ءَالَ فِرۡعَوۡنَ بِٱلسِّنِينَ وَنَقۡصٖ مِّنَ ٱلثَّمَرَٰتِ لَعَلَّهُمۡ يَذَّكَّرُونَ

Ary efa notsapainay mandritry ny taona maro tamin’ny alalan’ny hain-tany sy ny fihenan’ny vokatra ireo vahoakan’i Faraona. Angamba hahatsiaro tena izy ireo. info
التفاسير: