قۇرئان كەرىم مەنىلىرىنىڭ تەرجىمىسى - مالاغاشىيىچە تەرجىمىسى - رۇۋۋاد تەرجىمە مەركىزى

external-link copy
129 : 7

قَالُوٓاْ أُوذِينَا مِن قَبۡلِ أَن تَأۡتِيَنَا وَمِنۢ بَعۡدِ مَا جِئۡتَنَاۚ قَالَ عَسَىٰ رَبُّكُمۡ أَن يُهۡلِكَ عَدُوَّكُمۡ وَيَسۡتَخۡلِفَكُمۡ فِي ٱلۡأَرۡضِ فَيَنظُرَ كَيۡفَ تَعۡمَلُونَ

Niteny izy ireo nanao hoe : “Nampijaliana izahay talohan’ny nahatongavanao taminay, ary taorian’ny nahatongavanao koa”. Niteny Izy nanao hoe : “Angamba ny Tomponareo handringana ny fahavalonareo ary hanome anareo fitantanana eto an-tany, ary hijery manao ahoana ny ho fiasanareo”. info
التفاسير: