قۇرئان كەرىم مەنىلىرىنىڭ تەرجىمىسى - مالاغاشىيىچە تەرجىمىسى - رۇۋۋاد تەرجىمە مەركىزى

بەت نومۇرى:close

external-link copy
96 : 7

وَلَوۡ أَنَّ أَهۡلَ ٱلۡقُرَىٰٓ ءَامَنُواْ وَٱتَّقَوۡاْ لَفَتَحۡنَا عَلَيۡهِم بَرَكَٰتٖ مِّنَ ٱلسَّمَآءِ وَٱلۡأَرۡضِ وَلَٰكِن كَذَّبُواْ فَأَخَذۡنَٰهُم بِمَا كَانُواْ يَكۡسِبُونَ

Ary raha mba nino ireo mponin’ny tanàna sy nanam-patahorana dia tena nosokafanay tamin’izy ireo, ireo fahasoavana avy any an-danitra sy ny eto an-tany. Nefa nampandainga izy ireo, ka noraisinay noho izay nataony ihany. info
التفاسير:

external-link copy
97 : 7

أَفَأَمِنَ أَهۡلُ ٱلۡقُرَىٰٓ أَن يَأۡتِيَهُم بَأۡسُنَا بَيَٰتٗا وَهُمۡ نَآئِمُونَ

Moa ve azon'ireo mponin’ny tanàna antoka fa tsy ho tonga any amin’izy ireo ny famaizanay amin’ny alina, raha ao anaty torimaso izy ireo? info
التفاسير:

external-link copy
98 : 7

أَوَأَمِنَ أَهۡلُ ٱلۡقُرَىٰٓ أَن يَأۡتِيَهُم بَأۡسُنَا ضُحٗى وَهُمۡ يَلۡعَبُونَ

Moa ve azon'ireo mponin’ny tanàna antoka fa tsy ho tonga any amin’izy ireo ny famaizanay amin’ny atoandro, raha mbola milalao izy ireo? info
التفاسير:

external-link copy
99 : 7

أَفَأَمِنُواْ مَكۡرَ ٱللَّهِۚ فَلَا يَأۡمَنُ مَكۡرَ ٱللَّهِ إِلَّا ٱلۡقَوۡمُ ٱلۡخَٰسِرُونَ

Moa ve mahatoky fa ho voaaro amin’ny tetik’I Allah izy ireo ? Tsy misy mahatoky fa ho voaaro amin’ny tetik’I Allah afa-tsy ireo vahoaka maty antoka ihany. info
التفاسير:

external-link copy
100 : 7

أَوَلَمۡ يَهۡدِ لِلَّذِينَ يَرِثُونَ ٱلۡأَرۡضَ مِنۢ بَعۡدِ أَهۡلِهَآ أَن لَّوۡ نَشَآءُ أَصَبۡنَٰهُم بِذُنُوبِهِمۡۚ وَنَطۡبَعُ عَلَىٰ قُلُوبِهِمۡ فَهُمۡ لَا يَسۡمَعُونَ

Moa ve tsy natoro tamin’ireo izay nandova ny tany taorian’ny mponina tao aminy, fa raha sitrakay dia novelezinay izy ireo nohon'ny fahotany, ary nohidinay mafy ny fon’izy ireo ka tsy haheno mihitsy izy ireo. info
التفاسير:

external-link copy
101 : 7

تِلۡكَ ٱلۡقُرَىٰ نَقُصُّ عَلَيۡكَ مِنۡ أَنۢبَآئِهَاۚ وَلَقَدۡ جَآءَتۡهُمۡ رُسُلُهُم بِٱلۡبَيِّنَٰتِ فَمَا كَانُواْ لِيُؤۡمِنُواْ بِمَا كَذَّبُواْ مِن قَبۡلُۚ كَذَٰلِكَ يَطۡبَعُ ٱللَّهُ عَلَىٰ قُلُوبِ ٱلۡكَٰفِرِينَ

Indro ilay tanàna izay notantaranay taminao ny vaovao sasantsasany momba azy ireo. Ary efa tonga taminy ireo Iraka nitondra ireo porofo mazava. Saingy tsy vonona ny hino izay efa nolazainy fa mpandainga teo aloha izy ireo. toy izay nanaovanay fon'ireo tsy nino. info
التفاسير:

external-link copy
102 : 7

وَمَا وَجَدۡنَا لِأَكۡثَرِهِم مِّنۡ عَهۡدٖۖ وَإِن وَجَدۡنَآ أَكۡثَرَهُمۡ لَفَٰسِقِينَ

Ary tsy hitanay tamin’ny ankamaroan’izy ireo ny fanajana ny fanekena, fa ny hitanay tamin’ny ankamaroan’izy ireo kosa dia ny fitondran-tena ratsy. info
التفاسير:

external-link copy
103 : 7

ثُمَّ بَعَثۡنَا مِنۢ بَعۡدِهِم مُّوسَىٰ بِـَٔايَٰتِنَآ إِلَىٰ فِرۡعَوۡنَ وَمَلَإِيْهِۦ فَظَلَمُواْ بِهَاۖ فَٱنظُرۡ كَيۡفَ كَانَ عَٰقِبَةُ ٱلۡمُفۡسِدِينَ

Avy eo dia nalefanay taorian’izy ireo i Mosesy miaraka tamin’ireo fahagagana avy taminay ho any amin’i Faraona sy ireo loholony. Nefa nanao ny tsy rariny tamin’izany izy ireo. Ka jereo ahoana àry no niafaran’ireo mpanao asa fanimbana. info
التفاسير:

external-link copy
104 : 7

وَقَالَ مُوسَىٰ يَٰفِرۡعَوۡنُ إِنِّي رَسُولٞ مِّن رَّبِّ ٱلۡعَٰلَمِينَ

Ary niteny i Mosesy nanao hoe : “O ry Faraona ! Tena marina fa Izaho dia Iraka avy amin’ny Tompon’izao Tontolo izao. info
التفاسير: