قۇرئان كەرىم مەنىلىرىنىڭ تەرجىمىسى - مالاغاشىيىچە تەرجىمىسى - رۇۋۋاد تەرجىمە مەركىزى

external-link copy
42 : 5

سَمَّٰعُونَ لِلۡكَذِبِ أَكَّٰلُونَ لِلسُّحۡتِۚ فَإِن جَآءُوكَ فَٱحۡكُم بَيۡنَهُمۡ أَوۡ أَعۡرِضۡ عَنۡهُمۡۖ وَإِن تُعۡرِضۡ عَنۡهُمۡ فَلَن يَضُرُّوكَ شَيۡـٔٗاۖ وَإِنۡ حَكَمۡتَ فَٱحۡكُم بَيۡنَهُم بِٱلۡقِسۡطِۚ إِنَّ ٱللَّهَ يُحِبُّ ٱلۡمُقۡسِطِينَ

Fatra-pihaino lainga izy ireo ary fatra-pihinana ny fananana tsy ara-dalàna. Ka raha tonga aminao izy ireo dia tsarao izy ireo na koa hanalavitra azy ireo. Ka raha miala azy ireo dia tsy hahavita na inona na inona aminao izy ireo. Ary raha hitsara kosa ianao dia tsarao am-pahamarinana izy ireo. Tena marina fa I Allah dia tia ireo izay mitsara araka ny rariny sy ny hitsiny. info
التفاسير: