قۇرئان كەرىم مەنىلىرىنىڭ تەرجىمىسى - مالاغاشىيىچە تەرجىمىسى - رۇۋۋاد تەرجىمە مەركىزى

external-link copy
15 : 24

إِذۡ تَلَقَّوۡنَهُۥ بِأَلۡسِنَتِكُمۡ وَتَقُولُونَ بِأَفۡوَاهِكُم مَّا لَيۡسَ لَكُم بِهِۦ عِلۡمٞ وَتَحۡسَبُونَهُۥ هَيِّنٗا وَهُوَ عِندَ ٱللَّهِ عَظِيمٞ

Raha nampiely tsaho avy amin’ny lelanareo ianareo, sy niteny tamin’ny vavanareo izay tsy anananareo fahalalana momba Azy. Ary nihevitra ianareo fa maivana izany, nefa goavana tokoa eo anatrehan’I Allah. info
التفاسير: