قۇرئان كەرىم مەنىلىرىنىڭ تەرجىمىسى - مالاغاشىيىچە تەرجىمىسى - رۇۋۋاد تەرجىمە مەركىزى

external-link copy
23 : 22

إِنَّ ٱللَّهَ يُدۡخِلُ ٱلَّذِينَ ءَامَنُواْ وَعَمِلُواْ ٱلصَّٰلِحَٰتِ جَنَّٰتٖ تَجۡرِي مِن تَحۡتِهَا ٱلۡأَنۡهَٰرُ يُحَلَّوۡنَ فِيهَا مِنۡ أَسَاوِرَ مِن ذَهَبٖ وَلُؤۡلُؤٗاۖ وَلِبَاسُهُمۡ فِيهَا حَرِيرٞ

Marina fa I Allah dia hampiditra ireo izay nino sy nanao asa soa ao amin’ny Paradisa izay misy renirano mikoriana eo ambaniny. Hampihaigoina amin’ny firavaka volamena, sy vatosoa izy ireo ao anatin’izany, ary ny fitafin’izy ireo ao dia lamba landy. info
التفاسير: