قۇرئان كەرىم مەنىلىرىنىڭ تەرجىمىسى - مالاغاشىيىچە تەرجىمىسى - رۇۋۋاد تەرجىمە مەركىزى

external-link copy
72 : 20

قَالُواْ لَن نُّؤۡثِرَكَ عَلَىٰ مَا جَآءَنَا مِنَ ٱلۡبَيِّنَٰتِ وَٱلَّذِي فَطَرَنَاۖ فَٱقۡضِ مَآ أَنتَ قَاضٍۖ إِنَّمَا تَقۡضِي هَٰذِهِ ٱلۡحَيَوٰةَ ٱلدُّنۡيَآ

Niteny izy ireo ka nanao hoe : “ Tsy ho tianay kokoa na oviana na oviana, noho ireo porofo mazava tonga Aminay Ianao, amin’ny Anaran’Ilay Nahary Anay. Tanteraho àry izay didy Tianao ampiharina. Fa ny didinao dia tsy mahakasika afa-tsy ny fiainana eto an-tany ihany ”. info
التفاسير: