قۇرئان كەرىم مەنىلىرىنىڭ تەرجىمىسى - مالاغاشىيىچە تەرجىمىسى - رۇۋۋاد تەرجىمە مەركىزى

external-link copy
116 : 20

وَإِذۡ قُلۡنَا لِلۡمَلَٰٓئِكَةِ ٱسۡجُدُواْ لِأٓدَمَ فَسَجَدُوٓاْ إِلَّآ إِبۡلِيسَ أَبَىٰ

Ary raha niteny tamin’ireo Anjely Izahay ka nanao hoe : “ Miankohofa eo anatrehan’i Adama Ianareo ! ”. Dia niankohoka avokoa izy rehetra, afa-tsy Iblisy izay nandà. info
التفاسير: