قۇرئان كەرىم مەنىلىرىنىڭ تەرجىمىسى - مالاغاشىيىچە تەرجىمىسى - رۇۋۋاد تەرجىمە مەركىزى

external-link copy
84 : 2

وَإِذۡ أَخَذۡنَا مِيثَٰقَكُمۡ لَا تَسۡفِكُونَ دِمَآءَكُمۡ وَلَا تُخۡرِجُونَ أَنفُسَكُم مِّن دِيَٰرِكُمۡ ثُمَّ أَقۡرَرۡتُمۡ وَأَنتُمۡ تَشۡهَدُونَ

Ary tsarovinareo raha nandray fifanekena taminareo Izahay fa tsy hifandatsa-drà ianareo ary tsy hifandroaka avy amin'ny fonenanareo; dia niaiky izany ianareo ary nijoro ho vavolombelona. info
التفاسير: