قۇرئان كەرىم مەنىلىرىنىڭ تەرجىمىسى - مالاغاشىيىچە تەرجىمىسى - رۇۋۋاد تەرجىمە مەركىزى

external-link copy
180 : 2

كُتِبَ عَلَيۡكُمۡ إِذَا حَضَرَ أَحَدَكُمُ ٱلۡمَوۡتُ إِن تَرَكَ خَيۡرًا ٱلۡوَصِيَّةُ لِلۡوَٰلِدَيۡنِ وَٱلۡأَقۡرَبِينَ بِٱلۡمَعۡرُوفِۖ حَقًّا عَلَى ٱلۡمُتَّقِينَ

Voadidy ianareo, rehefa tojon’ny fahafatesana ny iray aminareo ka namela harena izy, amin’ny fanaovana didim-pananana ho an’ny ray aman-dreny sy ireo havana akaiky, araka izay tokony ho izy. Adidy ho an’ireo manam-pahatahorana izany. info
التفاسير: