قۇرئان كەرىم مەنىلىرىنىڭ تەرجىمىسى - مالاغاشىيىچە تەرجىمىسى - رۇۋۋاد تەرجىمە مەركىزى

external-link copy
51 : 17

أَوۡ خَلۡقٗا مِّمَّا يَكۡبُرُ فِي صُدُورِكُمۡۚ فَسَيَقُولُونَ مَن يُعِيدُنَاۖ قُلِ ٱلَّذِي فَطَرَكُمۡ أَوَّلَ مَرَّةٖۚ فَسَيُنۡغِضُونَ إِلَيۡكَ رُءُوسَهُمۡ وَيَقُولُونَ مَتَىٰ هُوَۖ قُلۡ عَسَىٰٓ أَن يَكُونَ قَرِيبٗا

Na ho zava-boary hafa izay heverinareo fa lehibe ao amin’ny fonareo! Ary dia mbola hiteny izy ireo manao hoe : “Iza àry no hamerina anay indray avy eo ?” Teneno hoe : “Izay nahary anareo voalohany tany am-piandohana”.Hanifikifi-doha aminao izy ireo sy hiteny manao hoe : “Rahoviana izany ?”. Ka teneno hoe : “Angamba tsy ho ela intsony izany”. info
التفاسير: