قۇرئان كەرىم مەنىلىرىنىڭ تەرجىمىسى - مالاغاشىيىچە تەرجىمىسى - رۇۋۋاد تەرجىمە مەركىزى

external-link copy
110 : 17

قُلِ ٱدۡعُواْ ٱللَّهَ أَوِ ٱدۡعُواْ ٱلرَّحۡمَٰنَۖ أَيّٗا مَّا تَدۡعُواْ فَلَهُ ٱلۡأَسۡمَآءُ ٱلۡحُسۡنَىٰۚ وَلَا تَجۡهَرۡ بِصَلَاتِكَ وَلَا تُخَافِتۡ بِهَا وَٱبۡتَغِ بَيۡنَ ذَٰلِكَ سَبِيلٗا

Teneno hoe : “Antsoinareo I Allah, na antsoinareo Ilay be Fiantrana, na inona na inona ny anarana iantsoanareo Azy, dia manana ireo anarana tsara indrindra Izy. Ary aza mamaky amin’ny feo avo ianao amin’ny Soalat (vavaka) ataonao, nefa aza atao ambany loatra koa, fa ataovy izay eo anelanelan'izany.” info
التفاسير: