قۇرئان كەرىم مەنىلىرىنىڭ تەرجىمىسى - مالاغاشىيىچە تەرجىمىسى - رۇۋۋاد تەرجىمە مەركىزى

external-link copy
89 : 16

وَيَوۡمَ نَبۡعَثُ فِي كُلِّ أُمَّةٖ شَهِيدًا عَلَيۡهِم مِّنۡ أَنفُسِهِمۡۖ وَجِئۡنَا بِكَ شَهِيدًا عَلَىٰ هَٰٓؤُلَآءِۚ وَنَزَّلۡنَا عَلَيۡكَ ٱلۡكِتَٰبَ تِبۡيَٰنٗا لِّكُلِّ شَيۡءٖ وَهُدٗى وَرَحۡمَةٗ وَبُشۡرَىٰ لِلۡمُسۡلِمِينَ

Ary amin’ny Andro izay hanangananay vavolombelona avy amin’ny vahoaka tsirairay hanohitra azy ireo, dia hoentinay ho vavolombelona Ianao (Mohamamad) hanohitra azy Ireo. Ary nampidininay Taminao ny Boky ho fanazavana ny zava-drehetra sy tari-dàlana, famindram-po ary vaovao mahafaly ho an’ny mpino mpanetry tena. info
التفاسير: