قۇرئان كەرىم مەنىلىرىنىڭ تەرجىمىسى - مالاغاشىيىچە تەرجىمىسى - رۇۋۋاد تەرجىمە مەركىزى

external-link copy
50 : 11

وَإِلَىٰ عَادٍ أَخَاهُمۡ هُودٗاۚ قَالَ يَٰقَوۡمِ ٱعۡبُدُواْ ٱللَّهَ مَا لَكُم مِّنۡ إِلَٰهٍ غَيۡرُهُۥٓۖ إِنۡ أَنتُمۡ إِلَّا مُفۡتَرُونَ

Ary (nalefanay) tamin’ny foko Andy ny rahalahin’izy ireo Hody, izay nilaza tamin’izy ireo nanao hoe : " Oh ry vahoakako ! manompoa an’i Allah Ianareo. Ary tsy manana zanahary hafa Ianareo afa-tsy Izy irery ihany. Tsy iza akory Ianareo afa-tsy mpamoron-dainga. info
التفاسير: