قۇرئان كەرىم مەنىلىرىنىڭ تەرجىمىسى - مالاغاشىيىچە تەرجىمىسى - رۇۋۋاد تەرجىمە مەركىزى

external-link copy
48 : 11

قِيلَ يَٰنُوحُ ٱهۡبِطۡ بِسَلَٰمٖ مِّنَّا وَبَرَكَٰتٍ عَلَيۡكَ وَعَلَىٰٓ أُمَمٖ مِّمَّن مَّعَكَۚ وَأُمَمٞ سَنُمَتِّعُهُمۡ ثُمَّ يَمَسُّهُم مِّنَّا عَذَابٌ أَلِيمٞ

Ary nolazaina Izy nanao hoe : " Oh ry Noa ! midina amim-piadananay Ianao ary ho Anao ny fahasoavanay sy ho an’ireo vahoaka izay miaraka Aminao. Ary hisy amin’ireo vahoaka ireo izay omenay hafaliana miserana; avy eo dia hihatra amin’izy ireo ny sazy mamirifiry avy aty Aminay”. info
التفاسير: