قۇرئان كەرىم مەنىلىرىنىڭ تەرجىمىسى - مالاغاشىيىچە تەرجىمىسى - رۇۋۋاد تەرجىمە مەركىزى

بەت نومۇرى:close

external-link copy
118 : 11

وَلَوۡ شَآءَ رَبُّكَ لَجَعَلَ ٱلنَّاسَ أُمَّةٗ وَٰحِدَةٗۖ وَلَا يَزَالُونَ مُخۡتَلِفِينَ

Ary raha sitraky ny Tomponao, dia nataony ho vahoaka iray mitovy tarigetra ihany ny olona rehetra nefa tsy mijanona amin’ny tsy fifanarahana tokoa izy ireo, info
التفاسير:

external-link copy
119 : 11

إِلَّا مَن رَّحِمَ رَبُّكَۚ وَلِذَٰلِكَ خَلَقَهُمۡۗ وَتَمَّتۡ كَلِمَةُ رَبِّكَ لَأَمۡلَأَنَّ جَهَنَّمَ مِنَ ٱلۡجِنَّةِ وَٱلنَّاسِ أَجۡمَعِينَ

Afa-tsy ireo izay nomen’ny Tomponao famindram-po ihany. Satria izany no nohariany azy ireo. Ary tanteraka tokoa ny tenin’ny Tomponao manao hoe : “ Hamafisina, fa ho fenoiko Djiny (tsiny) sy olombelona avokoa miaraka ao anaty Afo-be ”. info
التفاسير:

external-link copy
120 : 11

وَكُلّٗا نَّقُصُّ عَلَيۡكَ مِنۡ أَنۢبَآءِ ٱلرُّسُلِ مَا نُثَبِّتُ بِهِۦ فُؤَادَكَۚ وَجَآءَكَ فِي هَٰذِهِ ٱلۡحَقُّ وَمَوۡعِظَةٞ وَذِكۡرَىٰ لِلۡمُؤۡمِنِينَ

Ary izay rehetra notataranay Taminao mikasika ny tantaran’ireo Iraka, dia ny hanamafisanay ny fonao. Ary avy tamin’izany no nahatongavan’ny fahamarinana (Ny Kor’any) sy anatra ary fampahatsiahivana Taminao ho an’ireo mpino. info
التفاسير:

external-link copy
121 : 11

وَقُل لِّلَّذِينَ لَا يُؤۡمِنُونَ ٱعۡمَلُواْ عَلَىٰ مَكَانَتِكُمۡ إِنَّا عَٰمِلُونَ

Ary lazao amin’ireo izay tsy mino ny teny manao hoe : “ Miasà Ianareo araka izay vitanareo, fa izahay kosa dia hiasa araka izay vitanay ”. info
التفاسير:

external-link copy
122 : 11

وَٱنتَظِرُوٓاْ إِنَّا مُنتَظِرُونَ

Ary miandrasa Ianareo fa Izahay dia hiandry ihany koa ! info
التفاسير:

external-link copy
123 : 11

وَلِلَّهِ غَيۡبُ ٱلسَّمَٰوَٰتِ وَٱلۡأَرۡضِ وَإِلَيۡهِ يُرۡجَعُ ٱلۡأَمۡرُ كُلُّهُۥ فَٱعۡبُدۡهُ وَتَوَكَّلۡ عَلَيۡهِۚ وَمَا رَبُّكَ بِغَٰفِلٍ عَمَّا تَعۡمَلُونَ

Ary an’i Allah ny fahafantarana ny zava-miafina ao amin’ireo lanitra sy ny tany. Ary any Aminy no hiverenan’ny didy manontolo. Tompoy àry Izy, ka apetraho Aminy ny fitokisanao. Fa ny tomponao,dia tsy variana amin’izay ataonareo. info
التفاسير: